Fiarovana ny zon’ny mpanjifa

?????-?? ???????, ?????-?? ????????? ??????? ????? : ????’?? ?? ??????? ?????? ????????’?? ???????? ?????
Nisy fitsirihana tampoka notontosain’ny mpanara-maso sy kaomisera ara-barotra ka nahatratrarana tsy fanajana ny lanja voasoratra tamin’ny fonosan’ireo savony namidy. Tsy mendrika ho an’ny mponina izany satria miendrika fitaka sy hosoka ho azy ireo.
Mampatsiahy hatrany ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ny tokony hisian’ny fifampitsinjovana eo amin’ny mpamokatra, ny mpivarotra ary ny mpanjifa satria mendrika hisitraka entana ara-dalàna sy tsara kalitao ny vahoaka. Handray ny fepetra ny eto anivon’ny MIC ary tsy hilefitra eo anatrehan’ny tranga tahaka izao. Manentana ireo mpamokatra sy mpanafatra entana hitsinjo hatrany ny mpiara-belona.

Vous aimerez aussi...