Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy

Fankalazana ny 8 MARSA tany amin’ny faritra samihafa manerana ny Nosy. Nandray anjara tamin’izany ireo vehivavy mpiara-miasa avy eto amin’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny Varotra (MIC) sy ireo Orinasa sy Rafitra ambany fiahiany toy ny SIRAMA ary ny avy amin’ny Fitaleavam-paritra (DRIC) Atsinanana, Vatovavy Fitovinany, Anosy, Atsimo Atsinanana, Vakinankaratra, Boeny Amoron’i Mania… “Vehivavy miarina sy miray hina, firenena mandroso”.
Sary DRIC

Vous aimerez aussi...