Famatsiana solika any Bongolava

Mampitandrina mafy amin’ny fikasana hanao risoriso ny DRICC
Niaraka tamin’ny mpitandro ny filaminana ny Fitaleavam-paritra (DRICC) raha nanao fisavàna tamina tobin-tsolika sy tokantrano vitsivitsy omaly 09 Marsa 2022. Na dia tsy nahatratrarana solika nafenina aza ireo toerana nosavaina dia nisy ny fampitandremana momba ny fivarotana sy fanjifana solika amin’ny bidao marobe ataon’ny sasany izay mety hiteraka risoriso. Loharanom-baovao avy amin’ny mpanjifa no niaingàna ka nitondra tamin’izao hetsika izao.
Sary DRICC Bongolava

Vous aimerez aussi...