Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra

minisitra
Nihaona avy hatrany tamin’ireo mpikambana mandrafitra ny Fitantanana eto anivon’ny Minisitera ny Minisitra David Ralambofiringa
Nihaino ireo tompon’andraikitra ambony eto anivon’ny Minisitera ny Minisitra ahalalana lalindalina kokoa ny toe-draharaha sy ny andraikitra noraisin’ny tsirairay eny an-kianja. Nanome azy ireo ny toromarika sy ny sori-dalana ny tenany hanatsarana hatrany ny fomba fiasa sy hanatrarana miaraka ny tanjona araka ny vinan’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina.
Zava-dehibe loatra ny fametrahana paikady maharitra sy mahomby ahafahana miroso miaraka eo am-panatanterahana ny asa.

Vous aimerez aussi...