Fandraisana mpanolo-tsaina nasionaly (Consultant national)

Ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria, ny Varotra sy ny Fanjifana (MICC), miara-miasa amin’ny Sampana misahana ireo tanjon’ny fampandrosoana maharitra ao amin’ny Departemantan’ny raharaha ara-toekarena sy sosialy (DSDG/DESA) eo anivon’ny Firenena Mikambana, dia mitady MPANOLO-TSAINA NASIONALY iray amin’ny fandrafetana ny tari-dalana politika ho fanamafisana ny faharetan’ireo orinasa bitika, madinika sy salantsalany (MPME) ary ho fanafainganana ny fandrosoana mankany amin’ny ODD eto Madagasikara.
Azon’ireo mpifaninana atao ny maneho mivantana ny fahalianany amin’ny alalan’izao rohy manaraka izao: https://careers.un.org/lbw/jobdetail.aspx?id=200620…
Ny fe-potoana farany fandraisana ny fanehoam-pahalianana dia ny Alarobia 22 Febroary 2023.
Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Vous aimerez aussi...