Fanjifana: nidina ny vidin’ny entona fandrehitra Vitogaz

Voamarin’ny ekipan’ny DPC (Foibem-pitondrana misahana ny Fiarovana ny mpanjifa) fa nisy fidinany ny vidin’ny entona fandrehitra Vitogaz eny amin’ny mpivarotra azy.
Eo amin’ny 1000 Ar io fihenam-bidy io ho an’ny gaz 4kg, 2200 Ar ny 9kg, 3100 Ar ny 12,5kg ary 9900 Ar ny 39kg.
Sary DPC

Vous aimerez aussi...