Faritra Fitovinany: nisokatra nanomboka ny 28 Jolay 2023 ny taom-pamarotana lavanila

Nohamafisin’ny Didim-pitondrana laharana 018/2023-REG/FIT/AE noraisina teo anivon’ny Faritra tamin’ny Talata 02 Aogositra 2023 lasa teo ny fisokafan’ny taom-pamarotana lavanila any Fitovinany.
Napetraka sy nisokafana omaly koa ny « guichet unique » handraisana sy hikarakarana ny fangatahana sy ireo atontan-taratasin’ny mpisehatra amin’izany seha-pihariana lavanila izany mba hanamaivanana ny fahasahiranan’izy ireo.
Sary DRICC

Vous aimerez aussi...