Fiainan’ny minisitera

Nandray ny toerany ihany koa ny Tale misahana ny raharaha aman-dalàna (DAJ) vaovao eto anivon’ny MIC.

Tontosa omaly 18 aprily 2024 tetsy Ambohidahy ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny DAJ teo aloha sy ny DAJ vaovao Rasolofonjatovo Hasina Hobitiana. Ny raharaha aman-dalàna dia manana ny lanjany eo anivon’ny rafitra iray ary nanome toky ny Tale vaovao fa hitondra avo hatrany ny anaran’ny Minisitera ao anaty mangarahara.

Vous aimerez aussi...