HETSIKA SOSIALY MANOLOANA NY ADY AMIN’NY VALAN’ARETINA Covid19

Tontosa anio ny tolotanana nataon’ny MICA notarihin-dRtoa Minisitra, Lantosoa RAKOTOMALALA ho an’ny CSB2 Ampitatafika Antanifotsy ho fanatsarana ny fotodrafitrasa efa misy any an-toerana ka nahafahana nanolotra fandriana miisa 10, kidoro miisa 10, savony, fitaovana fanaovana famendrehana, fitaovana fiarovana sy menaka azo avy amin’ny zava-maniry ho an’ireo mpitsabo ao an-toerana ary loko hanatsarana ireo trano fitsaboana.

 

Vous aimerez aussi...