Fiainan’ny ministera

??????? ?? ????? ????’?? ??ℎ? ???? ????ℎ??? ?? ???????ℎ??? ??????? ?? ?? ??? ????’?? ???????? (??????) ??? ?? ???? ??????.

Tontosa ny 25 martsa 2024 lasa teo ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny DAILAC mpisolo toerana sy ny DAILAC vaovao, FINOANA Anthony Cédric. Efa nitantana ny Sampan-draharaha misahana ny Ady amin’ny Kolikoly teto anivon’ny MIC ihany moa ny tenany teo aloha.
Laharam-pahamehana ho an’ny MIC ny fametrahana ny mangarahara hatrany momba ny asa rehetra ho an’ny vahoaka.

Vous aimerez aussi...