Fiarovana ny mpanjifa

Nodorana ireo vary simba tonga tany Antsiranana
Vary 1 012 kitapo tamin’ireo 22 200 kitapo nafarana avy any Pakistan ka tonga tany Antsiranana tamin’ny volana Marsa 2024 no tsy maintsy nopotehina. Tsy azo hohanina intsony mantsy ireo vary ireoa araka ny valin’ny fitiliana tao amin’ny laboratoaran’ny ACSQDA.
Natomboka omaly Alakamisy 25 Avrily 2024 tany Antsiranana ny fandorana ireo vary simba ireo. Nanatriaka izany ny OMC any an-toerana, ny avy amin’ny Ladoany ary ny solontenan’ny mpanafatra entana.

Vous aimerez aussi...