Lalao fitaizam-batan’ny mpiasam-panjakana (ASIEF)

Filaharana nitanjozotra niainga teo amin’ny “I love Antsirabe” nihazo ny Kianja mitafo Vatofotsy no nentina nanokafana ny lalao ASIEF any Antsirabe ny Sabotsy 10 Aogositra 2024. Nandray anjara tamin’izany ny mpiara-miasa eto amin’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny Varotra (MIC), notronin’ny Talem-paritra (DRIC) Vakinankaratra, ny Talen’ny Varotra anatiny (DCI) ary ny Tale misahana ny Otrikarena maha-olona (DRH).

Vous aimerez aussi...