Siramamy Namakia amidy 2700 Ariary ny kg ao Mahajanga

Taorinan’ny renivohitry ny Faritra ANALAMANGA dia ny renivohitry ny faritra BOENY indray izao no misitraka siramamy vokatra avy ao Namakia amin’ny vidiny mirary 2700 Ariary ny kg.

Izany no afaka nataon’i SPM dia noho ny fiara ha-miasa misy miaraka amin’ilay orin’asa mpamokatra siramamy araka ny torolalana napetraky ny Minisitra mpiahy, Edgard Razafindravahy, MICC.

Vous aimerez aussi...