Taom-piotazana lavanila 2022-2023:Manomboka maresaka ireo tsenan-davanila maitso any amin’ny Faritra SAVA

Tafapetraka ny vidy farany ambany 75000Ar isaky ny iray kilao. Tonga any amin’ireo tsena voaara-maso ny mpividy vokatra. Na any amin’ny distrikan’i Sambava, na Vohémar, na Antalaha na distrikan’Andapa dia samy ravoravo ireo mpamboly lavanila. Aseho amin’ny tabilao ny santionany amin’ireo tsena nidinan’ny mpividy sy mpanangom-bokatra tato anatin’ny efatra andro farany.

Vous aimerez aussi...