Taninketsa indostrialy ao Andramasina

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina FAMOKARANA CHIPS ao Andramasina ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet).
Manana hatramin’ny 06 Desambra 2023 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka nfanomezantsoa06@gmail.com sy zpianalamanga.micc@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitaleavam-paritra (DRICC) Analamanga ao amin’ny Immeuble de la Région Analamanga Varavarana 210.
Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Download [584.12 KB]

 

Vous aimerez aussi...