Taninketsa indostrialy ao Mananjary

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina FANAMBOARANA CHIPS ao Mananjary anatin’ny Faritra Vatovavy ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet).
Manana hatramin’ny 10 Septambra 2024 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka rtodimana@yahoo.fr sy zpivatovavy.mic@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Fampiroborobona ny indostria sy ny Varotra (DRIC) Vatovavy Lot 1B11 Ambalafary Poste, Manakara Be, Manakara 316.

Vous aimerez aussi...