Tantsoroka ho an’ny kaoperativa: fotoana nahafahan’ny Orinasa kaoperativa nifandray tamin’ireo mpanohana ara-teknika sy ara-bola ny JIC (Btob)

Nisy ny fifanakalozana sy fampifandraisana ireo Orinasa kaoperativa tamin’ny mpanohana ara-teknika. Tanjona napetraka ny fahafahan’ny kaoperativa mifampiresaka mivantana amin’ireo mpisehatra matihanina ireo, manome tolo-kevitra ho fampandrosoana ny seha-pihariana.

Nandray anjara tamin’ny BtoB nandritra ny fanokafana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Kaoperativa (JIC) tany Miarinarivo Itasy omaly Zoma 21 Jolay 2023 ny OMAPI (Fiarovana ny marika), ny BNI (fampindramam-bola), ny tetikasa Mikajy (fizarana fahaiza-manao).

Vous aimerez aussi...