Vidin’entana ilaina andavanandro any amin’ny Faritra Amoron’i Mania
Nahitana fiakarany kely ny vidin’ny siramamy nafarana fa nidina ny vidin’ny siramamy avy eto an-toerana. Niakatra ihany koa ny vidin’ny menaka mandry. Marin-toerana kosa ny PPN hafa.