Vokatra fanondrana

vanillie_
Hisokatra amin’ny 1 Oktobra 2024 izao ny taom-pamarotana sy fanondranana lavanila voaomana
Manana sivy volana hatramin’ny 30 Jona 2025 ireo mpandraharaha nahazo fankatoavana (agrément) hanondrana lavanila voaomana mankany ivelany ho amin’ny taom-panondranana 2024-2025. Alohan’ny fikatonan’ny taom-pamarotana sy fanondranana dia tsy maintsy manao fanambarana momba ny tahirin-davanila any aminy izy ireo. Fepetra fototra ahafahana mitatitra sy manondrana ireo ambin-tahirin-davanila ny fanaovana ny fanambarana.

Vous aimerez aussi...