Famatsiana: Hisokatra ho an’ny mponin’i Mananjary ny Tsena Mora

Hiverina hisokatra amin’ity herinandro ity ny Tsena Mora any Mananjary. Indroa isa-kerinandro dia ny Talata sy Alakamisy no ahafahan’ny mponina manjifa amin’izany tsena izany.

Vary 32 taonina no efa niala teto Antananarivo omaly 27 Febroary 2023 hamatsiana ny Tsena Mora any Mananjary.

 

Vous aimerez aussi...