Taninketsa indostrialy ao Antsirabe

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina fanodinana paoma hahazoana “cidre” ao Antsirabe ny famaliana ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet). Manana hatramin’ny 03 Jolay 2023 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka olivia.fmme@gmail.com sy zpivakinankaratra.micc@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitalevam-paritra (DRICC) Vakinankaratra Ex-hypodrome Vatofotsy Antsirabe.
Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Download [253.36 KB]

Vous aimerez aussi...