Boeny :efatra andro nanofanana ireo tompon’andraikitra momba ny kaoperativa tao Andranofasika

Tontosa ny 23, 24, 25 ary 26 Novambra 2023 lasa teo tao Andranofasika ny fiofanana momba ny fitantanana koperativa izay nokarakarain’ny Tetikasa Page 2 GIZ. Nandray anjara tamin’izany ireo mpitantana ny Kaoperativa Fandraman’i Boeny sy ireo sampandraharaham-panjakana mpiara-miasa amin’ny kaoperativa.
Anisan’ny nisitraka izany ny ekipan’ny DRICC Boeny ho fanamafisana traikefa.
Sary DRICC

Vous aimerez aussi...