Fiarovana ny mpanjifa

Entana isan-karazany tao an-tsenan’i Morondava nogiazana
Vokatra avy amin’ny ronono toy ny yaourt, fromazy, dibera efa lany daty no tratran’ny mpanara-maso avy amin’ny Fitaleavam-paritry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny Varotra (DRIC ) Menabe tao an-tsenan’i Morondava ny 30 Marsa 2024 lasa teo ka nandraisana fepetra avy hatrany. Tsy nazava na tsy ampy koa ny etikety tamin’ireo entana hafa toy ny kafe vovony sy bisky.
Entanina hatrany ny mpanjifa hanamarina ny entana vidiany eny amin’ny mpivarotra.

Source: DRIC

Vous aimerez aussi...