Taninketsa indostrialy

Tao amin’ny Tranompokonolona Arivonimamo no nanoloran’ny MICC ireo fitaovana hanatanterahana ny Tetik’asa ODOF (One District One Factory) ho an’ny distrika ny Alakamisy 09 Novambra 2023. Milina indostrialy hanodinana ny mananasy ho ranom-boankazo ho an’Arivonimamo raha milina fanamboarana paty avy amin’ny atody sy lafarinina varim-bazaha ho an’ny kaominina Imerintsiatosika.

Vous aimerez aussi...