Taninketsa indostrialy ao Ambatondrazaka

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina fanodinana voatabia ao Ambatondrazaka ny famaliana ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet). Manana hatramin’ny 20 Jolay 2023 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka ramindou6@yahoo.fr sy zpialaotramangoro@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitalevam-paritra (DRICC) Alaotra Mangoro eo ampitan’ny CNAPS Antsahatanteraka AMBATONDRAZAKA Varavarana faha-2.
Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Download [549.27 KB]

Vous aimerez aussi...