Tsinjo: Vaovaon’ny Faritra Vakinankaratra

‌Tsikaritra nandritra ny fidinan’ny DRICA Vakinankaratra teny an-tsena fa nisy fihenam-bidy ny vary vokatra eto an-toerana. Tsy hatahorana ihany koa ny tahiry fa ampy tsara ho an’ny mponina.
‌Toy ireto manaraka ireto ny vidin’ny entana ilaina maika (PPN):
‌- Eny anivon’ny mpamongady: Vary nafarana: 1650-1900ar/Kg; Vary Gasy sy makalioka 1460-2000ar/Kg; Sieamamy : 2240-2500ar/Kg; Lafarina: 1780-1880ar/Kg; Menaka anaty tavoahangy tsy mihidy: 4050-4700ar/litatra; Menaka anaty tavoahangy mihidy:5200-5800ar/litatra

‌- Eny anivon’ny mpaninjara: Vary nafarana:1750-2000ar/Kg; Vary makalioka 1600-2200ar/Kg; Siramamy: 2400-2700ar/Kg; Lafarina: 2200-2500ar/Kg; Menaka anaty tavoahangy tsy mihidy : 4500-5200ar/litatra; Menaka anaty tavoahangy mihidy 5600-7000ar/litatra.

Vous aimerez aussi...