Fanamarihana ny JMA 2020: fandrarahana fanafody nataon’ny MICA
Mba hahafahan’ireo mpanao asatanana mivarotra ireo vokatra manaraka ny fenitra ara-pahasalamana dia nanatanteraka ny fandrarahana fanafody teny amin’ny “Village artisanal” 67ha sy Ambohitrimanjaka anio ny teto anivon’ny MICA izay notarihin’ny Talen’ny fampiroboroana ny asatanana sy ny Tale misahana ny fampandrosoana ny Sampam-pamokarana.