Taninketsa indostrialy: Hatsangana ny kaoperativan’ny mpamokatra savony any Tsiroanomandidy

Nidina ifotony teny amin’ireo tanora vonona handraharaha amin’ny famokarana savony ny DRICC Bongolava. Niaraha-nijery izay mety ho azo atao hanohanana azy ireo hahatontosa ny tanjony. Tapaka fa hatsangana ny kaoperativan’ny mpamokatra savony ao Mangarivotra Tsiroanomandidy. Hatolotra ny MICC ny hetahetan’izy ireo hisehatra amin’ny Tetik’asa Indostrialy ho fampiroboroboana ny indostria araka ny

#Velirano7 .

Sary DRICC Bongolava

Vous aimerez aussi...