Taom-panondranana 2023-2024: hanomboka rahampitso 22 Septambra 2023 ny fandraisana ny fangatahana fahazoan-dalana (Agrément) hanondrana jirofo.

Manana hatramin’ny 6 Oktobra 2023 ireo mpandraharaha mpanondrana jirofo ahafahany mametraka ny fangatahana fahazoan-dalana (Agrément) hanondrana lavanila ho amin’ny taom-panondranana 2023-2024. Alefa amin’ny adiresy mailaka agrementgirofle2023@gmail.com izany.
Hita ao amin’ny tovana amin’ity filazana ity ny atontan-taratasy ampiarahana amin’ny fangatahana sy ireo fepetra fametrahana ny izany.
Chargeur En cours de chargement…
Logo EAD Cela prend trop de temps ?

Recharger Recharger le document
| Ouvert Ouvrir dans un nouvel onglet

Download [454.98 KB]

Vous aimerez aussi...