📣 VARY TSINJO : Ireo toerana ahitana ny mpaninjara mivarotra eto an-drenivohitra

🕵Ireto avy ny toerana misy ireo Mpaninjara efa ahitana ny Vary Tsinjo eto Antananarivo renivohitra, anio 05 Janoary 2022 : Fasanikarana, Namontana, Anosibe, Andavamamba, Antanetibe Itaosy, Andraisoro, Ambohimanambola, Ankaraobato, Anosizato Antsinanana, Anosizato Andrefana, Ankazomanga, Tsaramasay, Ankorondrano, Andranomena, Tanjombato, Ankadindratombo, Mandroseza, Anosipatrana Ampangabe, 67 ha, Ampefiloha, Andohotapenaka, Antohomadinika, Antsalovana, Ambohimanarina, Andranomena.

Source Fb: SPM SA – State Procurement of Madagascar

Vous aimerez aussi...