FANKALAZANA NY ANDRO NATOKANA HO AN’NY VEHIVAVY TANY AMIN’NY FARITRA
Menabe sy Sofia
“Vehivavy mizaka tena sy miarin-doha anaty tontolo iainana mirindra ho amin’ny fampandrosoana lovain-jafy”. Nomarihin’ ireo vehivavy tany anivon’ny DRICA Menabe sy Sofia tamina fambolenkazo sy famelabelaran-kevitra ary fiaraha-mifaly izany andron’ny 08 martsa izany.