Fankalazana ny fetim-pirenena omaly 26 Jona tany amin’ny faritra

Anisan’ireo nandray anjara tamin’ny fankalazana ny fetim-pirenena omaly 26 Jona tany amin’ny faritra ny mpiara-miasa any anivon’ny DRICC samihafa. Nilahatra nandalo nanoloana ny Manampahefana izy ireo toy ny tany Morondava, Antsirabe, Amoron’i Mania sy Fianarantsoa.
Sary DRICC

Vous aimerez aussi...