Fijerevana tany eny amin’ny faritra Amoron’i Mania

Mitohy ny fijerevana tany eny amin’ny faritra Amoron’i Mania miaraka amin’ny tompon’andraikim-panjakana eny ifotony. Hatokana ho an’ny taniketsa indostrialy izany tany tadiavina izany. Nitondra fanazavana tamin’ny radiom-paritra ny Talemparitra momba ny fananganana ny orinasa ao amin’ny taniketsa indostrialy

Vous aimerez aussi...