Hetsika sosialim-bahoaka.

Araka ny fanambaran’ny fitondram-panjakana dia mitohy ary mbola haharitra fotoana tsy voafaritra ny fanampiana ny vahoaka malagasy amin’ny alalan’ny “Hetsika Sosialim-bahoaka”. Tao anatin’ny andro maro dia mponina tamin’ireo boriboritany eto Antananarivo no nisitraka ny fanampian’ny fitondram-panjakana ary isan’ny mpandray anjara amin’ny fizarana izany ny eto anivon’ny MICA.

Vous aimerez aussi...