MICA sy ny “Groupement des Femmes Entrepreneurs de Madagascar” (GEFM)

Tafiditra tanteraka ao anatin’ireo laharam-pahamehan’ny minisiteran’ny Indostria, ny Varotra sy ny Asa tanana ny fampiroboroboana ny fandraharahana eo amin’ny vehivavy sy ny tanora.
Araka izany dia nisy ny fihaonana teo @ MICA sy ny “Groupement des Femmes Entrepreneurs de Madagascar” (GEFM) omaly 02 mey 2019 niarahana nidinika sy nanamafy ny fifanakalozan-kevitra eo @ Minisitera sy ny sehatra tsy miankina.

Vous aimerez aussi...