Tsena Mora ao amin’ny faritra MATSIATRA AMBONY : Vary Tsinjo 1,5taonina avy namidy isak’ireo Fokontany 7 ao Fianarantsoa lany avokoa.

Nitohy androany 22 febroary 2022 ny Tsena Mora tao Fianarantsoa raha nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 18 febroary lasa teo ireo toeram-pivarotana. Lany avokoa ireo Vary Tsinjo 10,5taonina naparitaka manerana ireo tsenam-bahoaka tany an-toerana. Amin’ny alakamisy 24 febroary ho avy izao indray ireo mponina no hisitraka ny Vary Tsinjo amin’ny vidiny 1000ar ny kapoaka.

Vous aimerez aussi...