Vaovaon’ny faritra AMORON’I MANIA: Vary Tsinjo 3,5 taonina avy ho an’ny Distrikan’i Fandriana, Ambatofinandrahana ary Manandriana.

Nanatrika sy nanara-maso ny fiaingan’ireo Vary Tsinjo hamatsiana ny mponina ao amin’ny Distrikan’i Fandriana sy Ambatofinandrahana nanomboka omaly 15 febroary 2022 ny ekipan’ny DRICC Amoron’i Mania. Hiainga rahampitso 17 febroary kosa ny anjaran’ny Distrikan’i Manandriana. 3,5 taonina avy ny anjaran’ireo distrika voatanisa ireo ary miainga avy ao Ambositra avokoa izany.

Vous aimerez aussi...