Vaovaon’ny faritra VAKINANKARATRA: Fanamafisana ny fampahaizan’asa aman-draharaha eo amin’ny koperativa any an-toerana

Nisitraka fampiofanana mikasika ny fahaiza-mitantana sy fampandrosoana maharitra ireo mpikambana ao anatin’ny koperativa MAMPIRAY sy FIAVOTANA (samy misehatra amin’ny fiompiana sy fambolena) ao amin’ny Faritra Vakinankaratra. Mpikambana miisa 36 araka izany no nanamafy traikefa sy fahaiza-manao ny 07 hatramin’ny 11 febroary lasa teo avy amin’ny DRICC.

Vous aimerez aussi...