Vaovaon’ny faritra VAKINANKARATRA – ANALAMANGA – ANALANJIROFO – IHOROMBE – MELAKY – BONGOLAVA

Manamafy hatrany ny fanaraha-maso ara-barotra indrindra eo amin’ny tahiry sy ny vidin’entana ny Fitaleavam-paritra (DRICC) manerana ny Nosy.
Toy izao ny toetry ny vidin’entana any amin’ny Faritra Vakinankaratra, Analamanga, Analanjirofo, Ihorombe ary Melaky.
Bongolava: Fanampiana ny mponina eo amin’ny vidin’entana (PPN)
Mpandraharaha lehibe iray mpamatsy entana ilaina andavanandro ao amin’ny Faritra no nifanaraka tamin’ny DRICC fa hamarotra ny PPN amin’ny vidiny ambongadiny ho an’ireo mpanjifa antsijarany. Miara-miasa hitsinjo ny mpiray tanindrazana.

Vous aimerez aussi...