Voahaja ny vidiny ara-drariny eo amin’ny vary nafarana any Ihorombe

Ampy ny tahirin’ny PPN. Ny vidin’ny siramamy no nahitana fiakarany 500Ar/kg.
1-Vary gasy: 650Ar – 700Ar/kap
2-Vary nafarana : 630Ar – 650Ar/Kap
3-Menaka antsinjarany : 6200Ar-7000Ar/L
4-Siramamy nafarana: 3500Ar -4000 Ar/Kg
5-Lafarinina nafarana : 2600Ar – 3000Ar/Kg
6-Simenitra : *Lova: 34000Ar – 38000Ar/sac *Global:40000Ar – 42000Ar/sac *lucky 40000Ar

Vous aimerez aussi...