ADY AMIN’NY KOLIKOLY

Tontosa omaly sy anio ny fanentanana nataon’ny Sampan-draharaha misahana ny ady amin’ny kolikoly ho an’ireo mpiara-miasa ao amin’ny Foibem-pitondrana ankapobeny misahana ny Asatanana eto anivon’ny MICA. Ny hetsika fanentanana izay niompana indrindra tamin’ny fitsipi-pahamendrehana sy ny fenitra toavina eo amin’ny asa aman’andraikitry ny mpiasam-panjakana.
Sary : Cellule Anti-corruption

Vous aimerez aussi...