Bongolava Kaoperativa 4 hafa indray no tafatsangana

Tsy mitsaha-mitombo ny isan’ireo kaoperativa atsangan’ny DRICC miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka. Kaoperativa iray ao Mangarivotra Tsiroanomandidy ary ny telo hafa ao Tsaramandroso Kaominina Bevato. Misehatra amin’ny seha-pihariana samihafa ireto kaoperativa ireto toy ny fiompiana trondro (KAOPERATIVA FIAFY MADA), ny fiompiana kisoa (KAOPERATIVA FANDROSOANA), ny famokarana voankazo(KAOPERATIVA MEVA) ary ny famokarana akoho gasy (KAOPERATIVA FIAVOTANA).
Sary : DRICC BONGOLAVA

Vous aimerez aussi...