Famindram-pahefana teo amin’ny Sekretara Jeneraly teo aloha, Atoa Fabrice RAHARIJAONA sy ny Sekretera Jeneraly vaovao Atoa RAMANANARIVO Andriamampiandra Heriniaina.

Efa miroso amin’ny fiverenana tanteraka amin’ny asa izay sahaniny andavanandro ny eto anivon’ny MICA. Araka izany dia tontosa anio ny fananganan-tsaina izay fihaonana voalohany niarahan-dRtoa Minisitra tamin’ny mpiasa rehetra tao aorian’ny volana maromaro izay. Tao aorian’ny fananganan-tsaina dia niroso tamin’ny famindram-pahefana teo amin’ny Sekretara Jeneraly teo aloha, Atoa Fabrice RAHARIJAONA sy ny Sekretera Jeneraly vaovao Atoa RAMANANARIVO Andriamampiandra Heriniaina.

 

Vous aimerez aussi...