FANARAHA-MASO ARA-BAROTRA HO FITSINJOVANA NY MPANJIFA

Amin’izao vanim-potoana hisian’ny valan’aretina eto amin’ny firenena izao dia manamafy hatrany ny fidinana fanaraha-maso ara-barotra ny eto anivon’ny MICA toy izay notanterahina teny amin’ny faritra Andraisoro, Ampasapito, Ankadindramamy sy ny faritra maro eto Analamanga. Miompana amin’ny fanamarinana ny vidin’entana, ny fitaovana ampiasana ary ny tahiry hamatsiana ny mpanjifa izany fanaraha-maso izany.
Sary: DRICA Analamanga, DPC, DCI

Vous aimerez aussi...