Fidinana ifotony distrika Amparafaravola

Manatona any ifotony manaraka ny làlan’ny vary ny ministry ny Fampiroboroboana ny Indostria, ny Varotra ary ny fanjifana, Edgard Razafindravahy
Any Amparafaravola, distrika mamokatra vary ny ministra ny atoandro teo.
Mifanakalo hevitra amin’ireo sehatra rehetra izy, manomboka any amin’ny tantsaha mpamokatra, ny mpanangom-bokatra, ny mpitoto vary, ny mpitatitra, ny mpambongady.

Vous aimerez aussi...