Fivoriamben’ny CNFE

Ny 23 Desambra lasa teo no nahatanterahana ny fivoriamben’ny Komity Nasionalin’ny Fanamorana ny Fifanakalozana na ny Comité National de la Facilitation des Echanges (CNFE) tao amin’ny Colbert Antaninarenina izay fanao isan-taona. Noho ny toe-draharaha ara-pahasalamana eto amin’izao tontolo izao dia taraiky ny fanatontosana izany fivoriambe izany tamin’ity taona 2020 ity. Toy ny isan-taona dia nisy ny famelabelarana ny tatitry ny asa sy ny famisavisana ny toe-draharaha tamin’ny taona 2020 ary ny jery lavitra ho an’ny taona 2021 kasain’ny CNFE.

Vous aimerez aussi...