IHOROMBE: Marin-toerana ny vidin’ny entana ilaina andavanandro, tsy misy ny fanararaotana taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza

Nisy ny fitsirihana tampoka teny an-tsena nataon’ny ekipan’ny DRICC Ihorombe, tao amin’ny Tanànan’Ihosy Renivohitra ny Alahady 06 febroary 2022. Tsikaritra fa marin-toerana ny vidin’entana ilaina andavanandro. Mbola betsaka ny tahiry eo amin’ny Vary Tsinjo eny anivon’ny mpaninjara sy mpamongady izay manampy tokoa ny mponina amin’izao vaninandro izao.
Toy izao ny toetry ny vidin’entana any an-toerana.

Vous aimerez aussi...