VAKINANKARATRA: Tsy niova ny vidin’entana eny an-tsena

Tontosa ny Alatsinainy 07 febroary 2022 ny fitsirihana teny an-tsena nataon’ny ekipan’ny DRICC taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza BATSIRAI. Tsy nahitana fiovana ny vidin’ny entana ilaina andavanandro. Toy izao izany

Vous aimerez aussi...