Seha-pihariana lavanila:Nitarina hatramin’ny 30 Jona ny taom-piotazana 2021-2022
Nivoaka ny Didim-pitondrana manalava ny taom-piotazana lavanila 2021-2022 ho an’ireo faritra mpamokatra lavanila rehetra manerana an’i Madagasikara. Mitohy hatramin’ny 30 Jona 2022 izao izany. Mifarana amin’io fe-potoana io koa ny fanondranana lavanila.