Taninketsa indostrialy ao Antsohihy

Efa misokatra ho an’ireo mpandraharaha liana amin’ny fitantanana ny milina FANODINANA TANTELY ao Antsohihy ny Antso ho an’ny tetikasa (Appel à projet).
Manana hatramin’ny 19 Febroary 2024 amin’ny 4 ora hariva izy ireo amin’izany.
Ny fanehoana ny fahalianana dia alefa amin’ny adiresy mailaka hajalalainaandriamahazo@yahoo.fr na yousra1273@yahoo.fr sy zpisofia.micc@gmail.com ary aterina an-tanana ao amin’ny Biraon’ny Fitaleavam-paritry ny Fampiroborobona ny indostria sy ny Varotra (DRIC) Sofia ao Antsohihy akaikin’ny Paompy Rafia, lalana miakatra ny Haute Ville.

Vous aimerez aussi...